plt_tn/neh/12/40.md

16 lines
451 B
Markdown

# naka ny toeran' ... aho
Nehemia no miteny eto. DH: "izaho, Nehemia dia naka ny toerako ihany koa"
# Eliakima ... Mahaseia ... Miniamina ... Mikaia ... Elioenay ... Zakaria ... Hanania ... Mahaseia ... Semaia ... Eleazara ... Ozy ... Jehohanana ... Malkia ... Elama ... Ezera
Ireo dia anaran-dehilahy izay mpisorona tamin'izany fotoana izany.
# Jizrahia
Anaran-dehilhy izay mpitarik'ireo mpihira izany.
# nanao izay handrenesana
"nihira mafy"