# naka ny toeran' ... aho Nehemia no miteny eto. DH: "izaho, Nehemia dia naka ny toerako ihany koa" # Eliakima ... Mahaseia ... Miniamina ... Mikaia ... Elioenay ... Zakaria ... Hanania ... Mahaseia ... Semaia ... Eleazara ... Ozy ... Jehohanana ... Malkia ... Elama ... Ezera Ireo dia anaran-dehilahy izay mpisorona tamin'izany fotoana izany. # Jizrahia Anaran-dehilhy izay mpitarik'ireo mpihira izany. # nanao izay handrenesana "nihira mafy"