plt_tn/neh/12/36.md

370 B

Nisy an'ireo ... koa

"niaraka tamin'izy ireo ihany koa"

Zakaria ... Semaia, Azarela, Milalay, Gilalay, May, Netanela, Joda, Hanany ... Davida ... Ezra

Ireo dia anaran-dehilahy.

Ezra mpanora-dalàna dia teo anoloan'izy ireo.

"Ezra mpanora-dalàna no nitarika azy ireo"

Vavahadin-Doharano ... Vavahadin-Drano

Ireo no anaran'ny vavahady teo amin'ilay manda.