# Nisy an'ireo ... koa "niaraka tamin'izy ireo ihany koa" # Zakaria ... Semaia, Azarela, Milalay, Gilalay, May, Netanela, Joda, Hanany ... Davida ... Ezra Ireo dia anaran-dehilahy. # Ezra mpanora-dalàna dia teo anoloan'izy ireo. "Ezra mpanora-dalàna no nitarika azy ireo" # Vavahadin-Doharano ... Vavahadin-Drano Ireo no anaran'ny vavahady teo amin'ilay manda.