plt_tn/neh/12/24.md

12 lines
670 B
Markdown

# izay nijoro nanatrika azy ireo mba hanome fiderana sy hanome fisaorana, mifamaly ny isam-paritra
Izany dia manondro ny fomba nihiran'izy ireo ny hirany tamin'ny fiderana. Ny mpitarika na ny vondrona dia mihira andian-teny iray, avy eo ny vondrona iray na roa "mijoro eny ampitan'izy ireo" mihira andian-teny iray hafa mamaly azy ireo.
# fankatoavana ny didin'i Davida
Nandidy ireo Levita amin'ny fomba handaminana sy hitarian'izy ireo ny fiderana i Davida mpanjaka.
# Hasabia, Sherebia ... Jesoa ... Kadmiela ... Davida ... Matania, Bakbokia, Obadia, Mesolama, Talmona, and Akoba ... Joiakima ... Jesoa ... Jozadaka ... Nehemia ... Ezra
Ireo dia anaran-dehilahy.