plt_tn/neh/12/24.md

670 B

izay nijoro nanatrika azy ireo mba hanome fiderana sy hanome fisaorana, mifamaly ny isam-paritra

Izany dia manondro ny fomba nihiran'izy ireo ny hirany tamin'ny fiderana. Ny mpitarika na ny vondrona dia mihira andian-teny iray, avy eo ny vondrona iray na roa "mijoro eny ampitan'izy ireo" mihira andian-teny iray hafa mamaly azy ireo.

fankatoavana ny didin'i Davida

Nandidy ireo Levita amin'ny fomba handaminana sy hitarian'izy ireo ny fiderana i Davida mpanjaka.

Hasabia, Sherebia ... Jesoa ... Kadmiela ... Davida ... Matania, Bakbokia, Obadia, Mesolama, Talmona, and Akoba ... Joiakima ... Jesoa ... Jozadaka ... Nehemia ... Ezra

Ireo dia anaran-dehilahy.