plt_tn/neh/12/22.md

376 B

Eliasiba ... Joiada, Johanana ... Jadoa

anaran-dehilahy

voarakitra an-tsoratra tao amin'ny bokin'ny tantara

Ireo mpisorona no nanoratra ireo andininy amin'ny boky etsy ambony izay mirakitra ny zava-nitranga isan'andro.

hatramin'ny andron'i Johanana zanaka lahin'i Eliasiba

Ny firaketana tao amin'ny tempoly dia tsy nitahiry ny nanomboka teo amin'i Johanana ihany.