plt_tn/neh/12/22.md

12 lines
376 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Eliasiba ... Joiada, Johanana ... Jadoa
anaran-dehilahy
# voarakitra an-tsoratra tao amin'ny bokin'ny tantara
Ireo mpisorona no nanoratra ireo andininy amin'ny boky etsy ambony izay mirakitra ny zava-nitranga isan'andro.
# hatramin'ny andron'i Johanana zanaka lahin'i Eliasiba
Ny firaketana tao amin'ny tempoly dia tsy nitahiry ny nanomboka teo amin'i Johanana ihany.