plt_tn/neh/12/15.md

25 lines
789 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mitohy ny fitanisana izay nanomboka tao amin'ny 12:12.
# Adna ... HelkaY ... Zakaria ... Mesolama ... Zikry ... Piltahy ... Samoa ... Jonatana ... Matenay ... Ozy ... Kalay ... Ebera ... Hasabia ... Netanela
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Harima ... Meraiota ... Ido ... Ginetona ... Abia ... Miniamina ... Moadia ... Bilga ... Semaia ... Joiariba ... Jedaia ... Salay ... Amoka ... Hilkia ... Jedaia
Ireo rehetra ireo dia anaram-pianakaviana izay nampitondraina ireo lehilahy.
# no lohan'
"no mpitarika ny fianakavian'i" na "no mpitarika ny taranak'i"
# Mesolama no lohan'i Ginetona
Ginetona dia mety fomba fanoratra hafa ny anarana Ginetoy.
# Moadia
Ny Maadia dia mety fomba fanoratra hafa ny anarana Moadia.