# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mitohy ny fitanisana izay nanomboka tao amin'ny 12:12. # Adna ... HelkaY ... Zakaria ... Mesolama ... Zikry ... Piltahy ... Samoa ... Jonatana ... Matenay ... Ozy ... Kalay ... Ebera ... Hasabia ... Netanela Ireo dia anaran-dehilahy. # Harima ... Meraiota ... Ido ... Ginetona ... Abia ... Miniamina ... Moadia ... Bilga ... Semaia ... Joiariba ... Jedaia ... Salay ... Amoka ... Hilkia ... Jedaia Ireo rehetra ireo dia anaram-pianakaviana izay nampitondraina ireo lehilahy. # no lohan' "no mpitarika ny fianakavian'i" na "no mpitarika ny taranak'i" # Mesolama no lohan'i Ginetona Ginetona dia mety fomba fanoratra hafa ny anarana Ginetoy. # Moadia Ny Maadia dia mety fomba fanoratra hafa ny anarana Moadia.