plt_tn/neh/12/04.md

12 lines
315 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mitohy ny fitanisana izay nanomboka tao amin'ny 12:1;
# Ido, Ginetoy, Abia, Miamina, Madia, Bilga, Semaia, Joiariba, Jedaia, Salo, Amoka, Hilkia, Jedaia ... Jesoa
Ireo rehetra ireo dia anaran-dehilahy avokoa.
# Ginetoy
Ginetoy dia mety fanoratra hafa ny anarana "Ginetona"