plt_tn/neh/12/04.md

315 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mitohy ny fitanisana izay nanomboka tao amin'ny 12:1;

Ido, Ginetoy, Abia, Miamina, Madia, Bilga, Semaia, Joiariba, Jedaia, Salo, Amoka, Hilkia, Jedaia ... Jesoa

Ireo rehetra ireo dia anaran-dehilahy avokoa.

Ginetoy

Ginetoy dia mety fanoratra hafa ny anarana "Ginetona"