plt_tn/neh/11/22.md

595 B

Ny lehiben'ny manam-boninahitra

"ny mpifehy"

Ozy ... Bany ... Hasabiaha ... Mataniaha ... Mika ... Asafa ... Petaia ... Mesezabela ... Zera ... Joda

Ireo dia anaran-dehilahy.

ireo baiko entitra no nomena ireo mpihira

DH: "efa niteny tamin'izy ireo mazava tsara ny mpanjaka amin'izay atao momban'i reo mpihira"

Teo ambanin'ny baiko avy amin'ny mpanjaka izy ireo

"niteny azy ireo ny tokony ataony ny mpanjaka"

teo anilan'ny mpanjaka tamin'ireo zavatra rehetra mahakasika ny vahoaka.

teo anilan'ny mpanjakan'ireo Persiana tamin'ireo zavatra rehetra mahakasika ireo olona Jiosy".