# Ny lehiben'ny manam-boninahitra "ny mpifehy" # Ozy ... Bany ... Hasabiaha ... Mataniaha ... Mika ... Asafa ... Petaia ... Mesezabela ... Zera ... Joda Ireo dia anaran-dehilahy. # ireo baiko entitra no nomena ireo mpihira DH: "efa niteny tamin'izy ireo mazava tsara ny mpanjaka amin'izay atao momban'i reo mpihira" # Teo ambanin'ny baiko avy amin'ny mpanjaka izy ireo "niteny azy ireo ny tokony ataony ny mpanjaka" # teo anilan'ny mpanjaka tamin'ireo zavatra rehetra mahakasika ny vahoaka. teo anilan'ny mpanjakan'ireo Persiana tamin'ireo zavatra rehetra mahakasika ireo olona Jiosy".