plt_tn/neh/10/28.md

1.2 KiB

ireo mpiandry vavahady

Olona napetraka isaky ny vavahady, tompon'andraikitra misahana ny fidirana ao amin'ny tanàna na tempoly, amin'ny fotoana sy antony napetraky ny mpandrindra. Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 7:1.

mpihira

"Mpihiran'ny tempoly"

ireo rehetra manam-pahalalana sy fahazavan-tsaina

Azo hazavaina io fehezanteny io. DH: "ny rehetra izay efa ampy taona ka afaka mahatakatra ny dikan'ny fankatoavana an'Andriamanitra"

ireo rahalahiny, ireo olona ambony

"'ireo rahalahy mpiaraka amin'izy ireo, ny olona ambonin'izy ireo.

namatotra ny tenany tamin'ny ozona sy ny fianianana

Io dia miresaka ny olona maka ny fianianana sy ny ozona toy ny hoe tady izay mamatotra azy ireo. DH: "nanao fianianana sy niantso ozona ho an'ny tenany izy ireo" na "nanao fianianana ary niantso ozona ho an'ny tenany izy ireo raha toa ka tsy mahatandrina izany"

handeha amin'ny lalàn'Andriamanitra

Izany dia fomba fiteny. DH: "hiaina amin'ny didin'Andriamanitra" na "hankatoa ny didin'Andriamanitra"

izay nomen'i Mosesy mpanompon'Andriamanitraizay nomen'i Mosesy mpanompon'Andriamanitra

DH: "izay efa nomen'i Mosesy mpanompon'Andriamanitra an'Israely"

mba handinika

"mba hanaraka"