forked from WA-Catalog/plt_tn
32 lines
1.2 KiB
Markdown
32 lines
1.2 KiB
Markdown
|
# ireo mpiandry vavahady
|
||
|
|
||
|
Olona napetraka isaky ny vavahady, tompon'andraikitra misahana ny fidirana ao amin'ny tanàna na tempoly, amin'ny fotoana sy antony napetraky ny mpandrindra. Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 7:1.
|
||
|
|
||
|
# mpihira
|
||
|
|
||
|
"Mpihiran'ny tempoly"
|
||
|
|
||
|
# ireo rehetra manam-pahalalana sy fahazavan-tsaina
|
||
|
|
||
|
Azo hazavaina io fehezanteny io. DH: "ny rehetra izay efa ampy taona ka afaka mahatakatra ny dikan'ny fankatoavana an'Andriamanitra"
|
||
|
|
||
|
# ireo rahalahiny, ireo olona ambony
|
||
|
|
||
|
"'ireo rahalahy mpiaraka amin'izy ireo, ny olona ambonin'izy ireo.
|
||
|
|
||
|
# namatotra ny tenany tamin'ny ozona sy ny fianianana
|
||
|
|
||
|
Io dia miresaka ny olona maka ny fianianana sy ny ozona toy ny hoe tady izay mamatotra azy ireo. DH: "nanao fianianana sy niantso ozona ho an'ny tenany izy ireo" na "nanao fianianana ary niantso ozona ho an'ny tenany izy ireo raha toa ka tsy mahatandrina izany"
|
||
|
|
||
|
# handeha amin'ny lalàn'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
Izany dia fomba fiteny. DH: "hiaina amin'ny didin'Andriamanitra" na "hankatoa ny didin'Andriamanitra"
|
||
|
|
||
|
# izay nomen'i Mosesy mpanompon'Andriamanitraizay nomen'i Mosesy mpanompon'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
DH: "izay efa nomen'i Mosesy mpanompon'Andriamanitra an'Israely"
|
||
|
|
||
|
# mba handinika
|
||
|
|
||
|
"mba hanaraka"
|