plt_tn/neh/09/38.md

12 lines
443 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.
# Noho izany rehetra izany
Noho izany dia tsy nankatoa ireo olona ary fia nosazian'i Yaveh
# Ao amin'ny antontan-taratasy voatombo-kase ny anaran' ...
Ny mpamaky dia tokony ahafantatra fa nosoratan'ireo lehilahy teo amin'ilay antonta-taratasy ny anaran'izy ireo mialohan'ny nanasina fitombokase izany.