# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely. # Noho izany rehetra izany Noho izany dia tsy nankatoa ireo olona ary fia nosazian'i Yaveh # Ao amin'ny antontan-taratasy voatombo-kase ny anaran' ... Ny mpamaky dia tokony ahafantatra fa nosoratan'ireo lehilahy teo amin'ilay antonta-taratasy ny anaran'izy ireo mialohan'ny nanasina fitombokase izany.