plt_tn/neh/09/35.md

12 lines
323 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.
# raha nankafy ny soa lehibe nataonao taminy izy ireo
"raha nankafy ireo zava-tsoa nomenao azy ireo"
# tsy mba nanompo Anao
"tsy mankato ny didy na ny fampianaranao intsony izy ireo"