# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely. # raha nankafy ny soa lehibe nataonao taminy izy ireo "raha nankafy ireo zava-tsoa nomenao azy ireo" # tsy mba nanompo Anao "tsy mankato ny didy na ny fampianaranao intsony izy ireo"