plt_tn/neh/09/26.md

20 lines
800 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.
# Natsipin'izy ireo tany an-damosiny
Ny lalàna eto dia resahina toy ny zavatra tsy manan-danja izay afaka atsipin'ny olona iray. DH: "noraisin'izy ireo ho tsy manan-danja ny lalànao ary tsy norarahin'izy ireo"
# Natsipin'izy ireo
Natsipin'ireo Israelita ny lalàn'i Yaveh.
# natolotrao teny am-pelatanan'ny fahavalony
Eto "ny tanana" dia manondro tanjak'ireo "fahavalo" mba hamotehana. DH: "navelanao ho potehin'ireo fahavalony izy ireo"
# nandefa mpamonjy mba hanavotra azy ireo eo an-tanan'ireo fahavalony Ianao
Eto "ny tanana" dia manondro tanjak'ireo "fahavalo" mba hamotehana. DH: "nandefa olona mba ampitsahatra ny famotehan'ireo fahavalony Ianao"