# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely. # Natsipin'izy ireo tany an-damosiny Ny lalàna eto dia resahina toy ny zavatra tsy manan-danja izay afaka atsipin'ny olona iray. DH: "noraisin'izy ireo ho tsy manan-danja ny lalànao ary tsy norarahin'izy ireo" # Natsipin'izy ireo Natsipin'ireo Israelita ny lalàn'i Yaveh. # natolotrao teny am-pelatanan'ny fahavalony Eto "ny tanana" dia manondro tanjak'ireo "fahavalo" mba hamotehana. DH: "navelanao ho potehin'ireo fahavalony izy ireo" # nandefa mpamonjy mba hanavotra azy ireo eo an-tanan'ireo fahavalony Ianao Eto "ny tanana" dia manondro tanjak'ireo "fahavalo" mba hamotehana. DH: "nandefa olona mba ampitsahatra ny famotehan'ireo fahavalony Ianao"