plt_tn/neh/09/22.md

24 lines
483 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.
# Nanome fanjakana
Nanome fanjakana ho an'ireo Israelita.
# Nanome fanjakana sy vahoaka ho azy ireo Ianao
"nanampy azy ireo ahazo fanjakana sy vahoaka"
# ny fanendrena azy ireo isaky ny vazan-tany
"nanampy azy ireo hanana ny ampahan-tany rehetra"
# Siona ... Oga
Ireo dia anarana mpanjaka.
# Hesbona ... Basana
Ireo dia anarana toerana.