# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely. # Nanome fanjakana Nanome fanjakana ho an'ireo Israelita. # Nanome fanjakana sy vahoaka ho azy ireo Ianao "nanampy azy ireo ahazo fanjakana sy vahoaka" # ny fanendrena azy ireo isaky ny vazan-tany "nanampy azy ireo hanana ny ampahan-tany rehetra" # Siona ... Oga Ireo dia anarana mpanjaka. # Hesbona ... Basana Ireo dia anarana toerana.