plt_tn/neh/09/11.md

12 lines
542 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.
# nanasaraka ny ranomasina ... Ianao
Andriamanitra no nanasaraka
# Ianao ... nanipy ireo izay nanenjika azy ireo ho any amin'ny lalina, tahaka ny vato atsipy anaty rano lalina Ianao
Amin'ny ity fanoharana ity ny mpanoratra dia mitantara ny nanipazan'Andriamanitra mora foana ireo Egyptianina tany an-dranomasina toy ny olona manipy vato anaty rano ka hanjavona tanteraka any ambanin'ny rano ilay vato.