plt_tn/neh/09/11.md

542 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.

nanasaraka ny ranomasina ... Ianao

Andriamanitra no nanasaraka

Ianao ... nanipy ireo izay nanenjika azy ireo ho any amin'ny lalina, tahaka ny vato atsipy anaty rano lalina Ianao

Amin'ny ity fanoharana ity ny mpanoratra dia mitantara ny nanipazan'Andriamanitra mora foana ireo Egyptianina tany an-dranomasina toy ny olona manipy vato anaty rano ka hanjavona tanteraka any ambanin'ny rano ilay vato.