plt_tn/neh/09/09.md

896 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.

Nahita ... Ianao

Nahita ... ry Yaveh

ireo famantarana sy fahagagana manohitra an'i Farao

Nitsapana ny fon'i Farao ireo areti-mandringana, ary lasa vavolombelon'ny hamafisan'ny fony izy ireo. DH: "ireo famantarana sy fahagagana izay nijoro vavolombelona hanohitra an'i Farao" na "ireo famantarana sy fahagagana izay manameloka an'i Farao"

ny olona rehetra tao amin'ny taniny

"ny Egyptianina rehetra"

fihetsika an'avona tamin'izy ireo

"dia niavona tamin'ireo Israelita" na "nampijaly ireo olona voafidin'Andriamanitra"

nanao anarana ho Anao Ianao

Izany dia fomba iray hafa hilazana hoe "nampiseho ny toetranao tamin'izao tontolo izao Ianao" na "nampiseho ny fahefanao Ianao"

izay mijoro mandrak'ankehitriny

"izay mbola tsarahan'ny olona"