# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely. # Nahita ... Ianao Nahita ... ry Yaveh # ireo famantarana sy fahagagana manohitra an'i Farao Nitsapana ny fon'i Farao ireo areti-mandringana, ary lasa vavolombelon'ny hamafisan'ny fony izy ireo. DH: "ireo famantarana sy fahagagana izay nijoro vavolombelona hanohitra an'i Farao" na "ireo famantarana sy fahagagana izay manameloka an'i Farao" # ny olona rehetra tao amin'ny taniny "ny Egyptianina rehetra" # fihetsika an'avona tamin'izy ireo "dia niavona tamin'ireo Israelita" na "nampijaly ireo olona voafidin'Andriamanitra" # nanao anarana ho Anao Ianao Izany dia fomba iray hafa hilazana hoe "nampiseho ny toetranao tamin'izao tontolo izao Ianao" na "nampiseho ny fahefanao Ianao" # izay mijoro mandrak'ankehitriny "izay mbola tsarahan'ny olona"