plt_tn/neh/08/06.md

442 B

Ezra dia nanome fisaorana an'i Yaveh

DH: "Nisaotra an'Yaveh i Ezra"

Jesoa, Bani, Serebia, Jamina, Akoba, Sabetahy, Hodia, Mahaseia, Kelita, Azaria, Jozabada, Hanana, Pelaia

Ireo rehetra ireo dia anaran-dehilahy.

Novakian'izy ireo tao amin'ny boky

Ny teny "izy ireo" eto dia manondro ireo Levita.

nanazava izany tamin'ny fandikana sy fanomezana ny dikan'izany

DH: "nandika sy nanazava izany"

ny vakin-teny

"izay novakiana"