# Ezra dia nanome fisaorana an'i Yaveh DH: "Nisaotra an'Yaveh i Ezra" # Jesoa, Bani, Serebia, Jamina, Akoba, Sabetahy, Hodia, Mahaseia, Kelita, Azaria, Jozabada, Hanana, Pelaia Ireo rehetra ireo dia anaran-dehilahy. # Novakian'izy ireo tao amin'ny boky Ny teny "izy ireo" eto dia manondro ireo Levita. # nanazava izany tamin'ny fandikana sy fanomezana ny dikan'izany DH: "nandika sy nanazava izany" # ny vakin-teny "izay novakiana"