plt_tn/neh/07/19.md

299 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nanohy ny fanisana ireo olona avy natao sesitany i Nehemia.

Bigvay ... Adina ... Atera ... Hasoma

Ireo dia anaran-dehilahy.

ny taranak'i Atera, avy tamin'i Hezekia

Nafohezin'ny mpanoratra io fehezanteny io. DH: "ny taranak'i Atara izay taranak'i Hezekia"