# Fampifandraisana ny foto-kevitra Nanohy ny fanisana ireo olona avy natao sesitany i Nehemia. # Bigvay ... Adina ... Atera ... Hasoma Ireo dia anaran-dehilahy. # ny taranak'i Atera, avy tamin'i Hezekia Nafohezin'ny mpanoratra io fehezanteny io. DH: "ny taranak'i Atara izay taranak'i Hezekia"