plt_tn/neh/07/06.md

481 B

Ireto ny vahoakan'ny faritany

"Ireto avy ireo taranaka teo amin'io faritra io"

nandeha niakatra

"niverina avy tany"

Zerobabela ... Jesoa ... Nemehia ... Azaria ... Ramia ... Nahanany ... Mordeka ... Bilsana, Mispereta, ... igvay ... Nehoma, ary Bana

Ireo dia anaran-dehilahy.

Ny isan'ireo lehilahy

Nisy fanisam-bahoaka natao rehefa niverina tao Jerosalema avy ireo Isaelitanatao sesitany. Io fehezanteny io dia mampiditra fampahafantarana amin'ny andininy manaraka.