# Ireto ny vahoakan'ny faritany "Ireto avy ireo taranaka teo amin'io faritra io" # nandeha niakatra "niverina avy tany" # Zerobabela ... Jesoa ... Nemehia ... Azaria ... Ramia ... Nahanany ... Mordeka ... Bilsana, Mispereta, ... igvay ... Nehoma, ary Bana Ireo dia anaran-dehilahy. # Ny isan'ireo lehilahy Nisy fanisam-bahoaka natao rehefa niverina tao Jerosalema avy ireo Isaelitanatao sesitany. Io fehezanteny io dia mampiditra fampahafantarana amin'ny andininy manaraka.