plt_tn/neh/07/05.md

12 lines
342 B
Markdown

# nametraka tao am-poko
Eto ny "fon'i" Nemehia dia manondro ny eritreriny sy ny sitrapony. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny DH: "nitarika ahy" na "nanosika ahy"
# ilay bokin'ny tetiarana
Io dia boky efa tsy misy intsony.
# ary hitako voasoratra tao ireto manaraka ireto
DH: "ary nahita fa efa nisy olona nanoratra tao anatin'izany"