plt_tn/neh/07/05.md

342 B

nametraka tao am-poko

Eto ny "fon'i" Nemehia dia manondro ny eritreriny sy ny sitrapony. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny DH: "nitarika ahy" na "nanosika ahy"

ilay bokin'ny tetiarana

Io dia boky efa tsy misy intsony.

ary hitako voasoratra tao ireto manaraka ireto

DH: "ary nahita fa efa nisy olona nanoratra tao anatin'izany"