plt_tn/neh/06/08.md

951 B

Dia nandefa teny tany aminy aho

Eto ny "aho" dia manondro an'i Nehemia ary ny "aminy" an'i Sanbala.

Tsy nisy zavatra tahaka izany nitranga araka ny lazainao

"Tsy nisy nitranga tamin'ireo zavatra nolazainao"

fa tao am-ponao ihany no namoronanao ireo

Eto ny "fo" dia manondro ny "ao an-tsaina", izay tao an'eritreritra sy niriana. DH: "fa ny ao an-tsainao no namorona ireo"

Fa te-hampitahotra anay izy reo

Eto ny "izy ireo" dia manondro ireo fahavalon'i Nehemia, Sanbala, Tobia, Gesema, sy ireo mpanaraka azy ireo. Ny teny "anay" dia manondro ireo Jiosy.

Hampiraviravy ny tanan'izy ireo amin'ny fanaovana asa izy ireo

Midika izany fa nanatsahatra ny asan'izy ireo teo amin'ilay manda izy ireo. DH: "hanatsahatra ny asa ireo mpanorina"

mba atanjaho re ireto tanako

Eto i Nehemia dia maivavaka amin'Andriamanitra mba ampatanjaka azy amin'ny fangatahana Aminy hoe mba atanjaho ireo "tananany." DH: "atanjaho aho" na "ampaherezo aho"