plt_tn/neh/06/08.md

24 lines
951 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Dia nandefa teny tany aminy aho
Eto ny "aho" dia manondro an'i Nehemia ary ny "aminy" an'i Sanbala.
# Tsy nisy zavatra tahaka izany nitranga araka ny lazainao
"Tsy nisy nitranga tamin'ireo zavatra nolazainao"
# fa tao am-ponao ihany no namoronanao ireo
Eto ny "fo" dia manondro ny "ao an-tsaina", izay tao an'eritreritra sy niriana. DH: "fa ny ao an-tsainao no namorona ireo"
# Fa te-hampitahotra anay izy reo
Eto ny "izy ireo" dia manondro ireo fahavalon'i Nehemia, Sanbala, Tobia, Gesema, sy ireo mpanaraka azy ireo. Ny teny "anay" dia manondro ireo Jiosy.
# Hampiraviravy ny tanan'izy ireo amin'ny fanaovana asa izy ireo
Midika izany fa nanatsahatra ny asan'izy ireo teo amin'ilay manda izy ireo. DH: "hanatsahatra ny asa ireo mpanorina"
# mba atanjaho re ireto tanako
Eto i Nehemia dia maivavaka amin'Andriamanitra mba ampatanjaka azy amin'ny fangatahana Aminy hoe mba atanjaho ireo "tananany." DH: "atanjaho aho" na "ampaherezo aho"