plt_tn/neh/06/03.md

603 B

Manao asa lehibe aho

Nanara-maso ny fananganana ilay manda i Nehemia. Tsy nantsangan'ny tenany irery izany. DH: "Manara-maso asa lehibe aho"

Nahoana no tokony hitsahatra ny asa raha hilaozako izany ka midina any aminao aho?

Io dia fanontaniana fampisainana izay nampiasaina mba ho fanamby amin'ny fangatahan'i Sanbala. Azo avadika ho fanambarana koa izany. DH: "Tsy afaka ny hamela ny asa hijanona aho ary hidina ho any aminao"

midina any aminao

Ny teny hoe "midina" eto no nampiasaina satria ny lemak'i Ono izay nasain'izy ireo andehanan'i Nehemia dia amin'ny toerana iva noho i Jerosalema.