forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
603 B
Markdown
12 lines
603 B
Markdown
|
# Manao asa lehibe aho
|
||
|
|
||
|
Nanara-maso ny fananganana ilay manda i Nehemia. Tsy nantsangan'ny tenany irery izany. DH: "Manara-maso asa lehibe aho"
|
||
|
|
||
|
# Nahoana no tokony hitsahatra ny asa raha hilaozako izany ka midina any aminao aho?
|
||
|
|
||
|
Io dia fanontaniana fampisainana izay nampiasaina mba ho fanamby amin'ny fangatahan'i Sanbala. Azo avadika ho fanambarana koa izany. DH: "Tsy afaka ny hamela ny asa hijanona aho ary hidina ho any aminao"
|
||
|
|
||
|
# midina any aminao
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "midina" eto no nampiasaina satria ny lemak'i Ono izay nasain'izy ireo andehanan'i Nehemia dia amin'ny toerana iva noho i Jerosalema.
|