plt_tn/neh/04/10.md

8 lines
277 B
Markdown

# Be loatra ireo korontam-bato
Ny korontam-bato eto dia ny "vato nodorana" na "potika vato" na "vato tsy misy ilàna azy."
# Tsy hahafantatra na hahita izy ireo ambara-pahatonganay eo amin'izy ireo
"Tsy ahita ny fiavintsika izy ireo mandra-pahatongantsika eo amin'izy ireo"