plt_tn/neh/04/10.md

277 B

Be loatra ireo korontam-bato

Ny korontam-bato eto dia ny "vato nodorana" na "potika vato" na "vato tsy misy ilàna azy."

Tsy hahafantatra na hahita izy ireo ambara-pahatonganay eo amin'izy ireo

"Tsy ahita ny fiavintsika izy ireo mandra-pahatongantsika eo amin'izy ireo"