plt_tn/neh/03/18.md

32 lines
814 B
Markdown

# teo anilany
"teo akaikiny"
# Nanamboatra teo anilany ny mponin'izy ireo ... nanamboatra faritra hafa
Ireo fehezanteny ireo dia miresaka ny fanamboarana ilay manda. DH: "nanamboatra ilay manda teo akaikiny ireo mponin'izy ireo ... nanamboatra faritra hafa tamin'ilay manda"
# Bavay ... Henadada ... Ezera ... Jesoa
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Bavay zanaka lahin'i Henadada, mpanapaka
Bavay no mpanapaka fa tsy i Hanadada.
# Keilla ... Mizpa
Ireo dia anarana toerana.
# Ezera zanaka lahin'i Jesoa, mpanapaka
Ezera no mpanapaka fa tsy i Jesoa.
# nanoloana ny fiakarana mankany amin'ny trano fitehirizana fitaovam-piadiana
"eo anoloan'ny tohatra izay miakatra mankany amin'ny trano fitehirizana ny fitaovam-piadiana"
# trano fitehirizana ny fitaovam-piadiana
Toerana fametrahana ireo fitaovam-piadina