plt_tn/neh/03/18.md

814 B

teo anilany

"teo akaikiny"

Nanamboatra teo anilany ny mponin'izy ireo ... nanamboatra faritra hafa

Ireo fehezanteny ireo dia miresaka ny fanamboarana ilay manda. DH: "nanamboatra ilay manda teo akaikiny ireo mponin'izy ireo ... nanamboatra faritra hafa tamin'ilay manda"

Bavay ... Henadada ... Ezera ... Jesoa

Ireo dia anaran-dehilahy.

Bavay zanaka lahin'i Henadada, mpanapaka

Bavay no mpanapaka fa tsy i Hanadada.

Keilla ... Mizpa

Ireo dia anarana toerana.

Ezera zanaka lahin'i Jesoa, mpanapaka

Ezera no mpanapaka fa tsy i Jesoa.

nanoloana ny fiakarana mankany amin'ny trano fitehirizana fitaovam-piadiana

"eo anoloan'ny tohatra izay miakatra mankany amin'ny trano fitehirizana ny fitaovam-piadiana"

trano fitehirizana ny fitaovam-piadiana

Toerana fametrahana ireo fitaovam-piadina