plt_tn/neh/03/14.md

28 lines
564 B
Markdown

# Malkia ... Rekaba ... Saloma ... Kola-Hoze
Ireo dia anaran-dehilahy.
# mpanapaka
"mpitantana" na "mpitarika"
# Beti-Hakerema
Izany dia anaran-toerana
# Izy no ... nametraka ny varavarany
"nametraka ny varavarany eo amin'ny fitoerany"
# ny hidiny, sy ny barany
"ny hidiny sy barany." Ireo no mihazona ilay vavahady hidy tsara.
# Saloma zanaka lahin'i Kola-Hoze
Saloma no mpanapaka fa tsy i Kola-Hoze.
# ny mandan'ny Farihin'i Siloa
Izany dia midika fa ilay manda dia teo akaikin'ny farihin'i Siloa. DH: "ilay manda izay manodina ny farihin'i Siloa"