# Malkia ... Rekaba ... Saloma ... Kola-Hoze Ireo dia anaran-dehilahy. # mpanapaka "mpitantana" na "mpitarika" # Beti-Hakerema Izany dia anaran-toerana # Izy no ... nametraka ny varavarany "nametraka ny varavarany eo amin'ny fitoerany" # ny hidiny, sy ny barany "ny hidiny sy barany." Ireo no mihazona ilay vavahady hidy tsara. # Saloma zanaka lahin'i Kola-Hoze Saloma no mpanapaka fa tsy i Kola-Hoze. # ny mandan'ny Farihin'i Siloa Izany dia midika fa ilay manda dia teo akaikin'ny farihin'i Siloa. DH: "ilay manda izay manodina ny farihin'i Siloa"