plt_tn/neh/03/11.md

20 lines
571 B
Markdown

# Malkia ... Harima ... Hasoba ... Pahatamoaba ... Saloma ... Halohesy
Ireo dia anaran-dehilahy.
# nanamboatra faritra hafa ... nanamboatra, niaraka tamin'ireo zanany vavy
Ireo fehezanteny ireo dia manondro ny fanamboarana ilay manda. DH: "nanambotra ny ampahany hafa tamin'ilay manda ... nanamboatra ilay rindrina niaraka tamin'ireo zanany vavy"
# Saloma zanaka lahin'i Halohesy, izay mpanapaka
Saloma no mpanapaka fa tsy i Halohesy.
# mpanapaka
"mpitantana" na "mpitarika"
# ny antsasaky ny distrika
ny "antsasaka" eto dia midika ilay silak'ilay zara mitovy.