plt_tn/neh/03/11.md

571 B

Malkia ... Harima ... Hasoba ... Pahatamoaba ... Saloma ... Halohesy

Ireo dia anaran-dehilahy.

nanamboatra faritra hafa ... nanamboatra, niaraka tamin'ireo zanany vavy

Ireo fehezanteny ireo dia manondro ny fanamboarana ilay manda. DH: "nanambotra ny ampahany hafa tamin'ilay manda ... nanamboatra ilay rindrina niaraka tamin'ireo zanany vavy"

Saloma zanaka lahin'i Halohesy, izay mpanapaka

Saloma no mpanapaka fa tsy i Halohesy.

mpanapaka

"mpitantana" na "mpitarika"

ny antsasaky ny distrika

ny "antsasaka" eto dia midika ilay silak'ilay zara mitovy.