plt_tn/neh/03/01.md

519 B

Ary nitsangana niaraka tamin'ireo mpisorona rahalahiny i Eliasiba mpisoronabe

"Dia nandroso teny aloha niaraka tamin'ireo rahalahiny, mpisorona i Eliasiba mpisoronabe"

Eliasiba ... Zakora zanaka lahin'i Imry

Ireo dia anaran-dehilahy.

Tilikambon'ny Zato

Tilikambon'ny Zato 100

Tilikambon'i Hananela

Izany no anaran'ilay tilikambo. Izany dia nalaina avy tamin'ny anaran-dehilahy hoe "Hananela"

olon'i Jeriko

Izany dia midika fa ireo lehilahy ireo dia avy any Jeriko. DH: "ireo lehilahy avy any Jeriko"