plt_tn/neh/03/01.md

20 lines
519 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ary nitsangana niaraka tamin'ireo mpisorona rahalahiny i Eliasiba mpisoronabe
"Dia nandroso teny aloha niaraka tamin'ireo rahalahiny, mpisorona i Eliasiba mpisoronabe"
# Eliasiba ... Zakora zanaka lahin'i Imry
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Tilikambon'ny Zato
Tilikambon'ny Zato 100
# Tilikambon'i Hananela
Izany no anaran'ilay tilikambo. Izany dia nalaina avy tamin'ny anaran-dehilahy hoe "Hananela"
# olon'i Jeriko
Izany dia midika fa ireo lehilahy ireo dia avy any Jeriko. DH: "ireo lehilahy avy any Jeriko"